IREO MPIKAMBANA MANDRAFITRA NY GOVERNEMANTAN’NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA (Araka ny didim-panjakana laharana faha 2025-1114 ny 28 Oktobra 2025) • RAZAFIMANANTSOA Lobo Hanitriniaina Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika misahana ny Fanavaozana • Général de Division RAZAFITOMBO Maminirina Ely Minisitry ny Foloalindahy • RAZANAMAHASOA Christine Harijaonina Minisitry ny Raharaham-bahiny • ERINAIVO Fanirisoa Mpitahiry Kasem-panjakana, Minisitra ny Fitsarana • RAKOTONANDRASANA Hanitra Velonjara Tiaray Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana • Dr RAMIARISON Herinjatovo Aimé Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola • Inspecteur de police ERICK MICHEL IDRISSA Minisitry ny Filaminam-bahoaka • Général de Division LYLISON René de Rolland Urbain Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany • Dr MANAGNA Monira Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka • Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ...
Tranonkalam-baovao miomana ho matihanina. Manandratra kosa ny teny malagasy amin'ny famoaham-baovao anjotra. Tsy maintsy miainga amin'ny kely isika vao hihalehibe. Manambara avy hatrany kosa fa manana fironana kristiana kokoa na dia tsimialonjafy aza.