Misy zavatra mila soratana kely indray ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena miharo amin'ny fiandrasana ny voka-pifidianana ho solombavambahoaka. Majorité absolue des🍊donc, mais à quel prix? Libertés fondamentales, intégrité, Etat de droit, équité, transparence des fonds de campagne, redevabilité, institutions indépendantes, sincérité et secret du vote, etc. : les principes démocratiques ont-ils été respectés? #Madagascar pic.twitter.com/fCsouVpxXd — Ketakandriana Rafitoson (@KeRafitoson) June 28, 2024 Mazava loatra fa nanana ny akony manokana ny tao Faratsiho, saingy iny toe-javatra iny indray no nentina nanakonana ny fivadiham-bokatra tany amin'ny faritra hafa ka nanjary nahazoan'ny IRMAR ny maro an'isa mihoatra ny atsasa-manila. Saingy tsy izay no mahamaika ahy hanoratra fa mba te-hampita ireto resaka tao amin'ny media sosialy ireto. Nalaza indrindra ny tsi-fetezan'ny hiram-pirenena nandritra ny fanaovana ny matson'ny 26 jona 2024. Fa ny om...
Tranonkalam-baovao miomana ho matihanina. Manandratra kosa ny teny malagasy amin'ny famoaham-baovao anjotra. Tsy maintsy miainga amin'ny kely isika vao hihalehibe. Manambara avy hatrany kosa fa manana fironana kristiana kokoa na dia tsimialonjafy aza.