Nisy ihany ny hafetsifetsena namoahana ny vaovao tamin'ity indray mitoraka ity. Avy amina horakoraka an-dalambe amin'ny alina ny fomba nilazana fa nekena ny tondrozotra ary nankatoavina ny mpitondra malagasy. Ho fitadidy:
Tranonkalam-baovao miomana ho matihanina. Manandratra kosa ny teny malagasy amin'ny famoaham-baovao anjotra. Tsy maintsy miainga amin'ny kely isika vao hihalehibe. Manambara avy hatrany kosa fa manana fironana kristiana kokoa na dia tsimialonjafy aza.