Andry iankinan'ny fanabeazana Ho antoky ny famirapiratan'ny fiainana manontolo Ny fifehezan-tena Tsy fampijaliana tsy misy antony fa fisedrana Manana ny fiavahany amin'ny fanaziogana Manana ny fiavahany amin'ny fanagiazana Manana ny fiavahany amin'ny faneriterena Fa mahalala ny fatran'ny fahalalana kosa sy mihataka amin'ny gaboraraka Sambatra ny olona tsara sy ampy fifehezan-tena Ka mampihatra izany araka izay ananany eo amin'ny fiainany. Ho voarombany ny amboaran'ny fahononam-po. Tsy atoro ianao fa tsy afa-po ny olona na dia eo anivom-pahafinaretana aza ! Sambatra ny olona mahatazona ny fifehezan-tena ao aminy Tsy be fanontaniana loatra intsony amin'ny hoe : Fa dia nahoana loatra ? ...
Tranonkalam-baovao miomana ho matihanina. Manandratra kosa ny teny malagasy amin'ny famoaham-baovao anjotra. Tsy maintsy miainga amin'ny kely isika vao hihalehibe. Manambara avy hatrany kosa fa manana fironana kristiana kokoa na dia tsimialonjafy aza.