Media sosialy

Ekena tokoa fa lefin'ny Media Sosialy ny Blaogy amin'izao fotoana izao. Mitondra ny endrika matihanina kokoa anefa ny tranonkala ary afa-mifameno amin'ny Media Sosialy. Voatahiry sy mora zahàna kokoa izay tadiavina amin'ny blaogy sy ny tranonkala raha maharaka ny vaovao farany kokoa ianao amin'ny media sosialy, sady mora ifandraisana.

Ireto avy ny media sosialy mifandray akaiky amin'ity blaogy ity:

  • x.com (twitter teo aloha). 
  • YouTube (Mety hiverina hiasa indray). 
  • WhatsApp (+261 34 75 818 57) 

Fomba maro ahafahanao mifandray amin'ny mpanoratra avokoa ireo rohy media sosialy rehetra ireo. Marihana moa fa nanana blaogy mavitrika tamin'ny sehatra serasera.org ihany koa ny mpanoratra ka azonao vakìna ato izany raha mbola tsy very. 

Commentaires

Lahatsoratra be mpamaky (30 andro)