Manontany ny ory?

Raha nampianarina aho mbola kely hoe izany manontany ny ory izany anie ka manandrana ny fiainan'ireo ory dia azoazoko ihany ny fandehany raha ny amin'izao asehon-dranamana izao. Amin'ny fiteny frantsay ny iresahany moa fa isika Malagasy efa zatra ihany moa e?

Commentaires

Lahatsoratra be mpamaky (30 andro)