Fahamarinan'ny Ray (Isaia 51:6) Nosoratan'i jentilisa 10 juin Obtenir le lien Facebook X Pinterest E-mail Autres applications Ny lokon'ny lanitra ho mainty lalandava ny tontolon'ny tany mety hivava fa ny fahamarinany tsy mba ho rava ny toreon'ny marina ka dia hisava Satria ny fahamarinan'ny Ray Haharitra mandrakizay Jentilisa -44- Commentaires
Commentaires