Iray volana mahery teo ho eo izay dia tsy nohavaozina intsony ny vaovao tao amin'ny gazety an'habaka feon'ny demokrasia. Ankehitriny kosa, noho ilay lesoka tamin'ny PHP ve, dia manomboka mamoaka vaovao ao amin'ny tranonkala indray ry zareo na dia tsy nitsahatra ny namoaka izany ao amin'ny pejy Facebook mitondra ny anarany ihany aza. Mirary soa ho azy ny ato amin'ny Maharesaka mba hazoto hamoaka ao an-tranonkala hatrany ry zareo na dia tsy betsaka noho izay manaraka ao amin'ny Facebook aza ny mpitsidika mankao.

Commentaires