Nosoratan'i
jentilisa
Eritreritra sendra nandalo
Aza mangataka andro fa t$y hi$y hanome anao eo!
jentilisa
jentilisa
- Obtenir le lien
- X
- Autres applications
Karazana diary hitam-bahoaka, miresaka ireo vaovao sy maresaka na eto an-toerana na any ivelany, mamakafaka sy mandalina ary maneho hevitra. Mihaino tsara ny hevitry ny hafa fa tsy voatery ho resy lahatra sy hitovy hevitra aminy, nefa tsy manakana azy koa haneho ny heviny, ary tsy natao hampisara-bazana izany! Miròna amin'ny fanoratana amin'ny fiteny malagasy. Mandala ny teny malagasy. Manaraka ny fomban'olontsotra. Mahazo ny teny frantsay sy ny teny anglisy ary mandika teny avy amin'ireo fiteny roa ireo ho amin'ny fiteny malagasy. Mavitrika ihany koa amin'izany fandikan-teny izany ao amin'ny Fianakaviambe Global Voices. Vonona hifampiraharaha aminao raha misy fandikan-teny tianao atao. Fandikantenin'olombelona fa tsy fandikantenin'ny Ilontsaina Arafitrolombelona (IA). Ilazao ihany koa sao mba misy mahasoa azo atao any aminao any.
Commentaires