May hono ny milina mpanova herinaratra ao Andekaleka e!
Andro vitsy, efa ao Toamasina ny Milina/kojakoja vaovao mpanova herinaratra!
Raha nisy filazana nataon'ny sasany tamin'ny voalohany fa antitra loatra tsy nisy nanolo mihitsy izany milina mpanova herinaratra izany dia nilaza ny minisitry ny fitsarana taty aoriana fa sao tena niniana ny nandoroana iny milina mpanova herinaratra iny e!
Afaka herinandro, ho tonga ao Andekaleka ny filoha (tsy manao arotava), handray fiaradalamby...
ô lehiretsy e! Ahoana ary izany ?
Tena tsy miteny na inona na inona aho fa mametraka ho tantara fotsiny a!
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire