19.1.22

Ny fivoaran'ny saran'ny aterineto natolotry ny Telma voarakitra (Kômôro sy Madagasikara)

 (1) ny fivoaran'ny saran'ny aterineto telma ao Kômôro!

Araka ny hita ato dia tamin'ny taona 2016 ny telma no nitsofoka tao amin'ny tsena aterineto kômôriana. Ny pikantsary telmanet tamin'ny 13 febroary 2017 no nahitana ireto sara manaraka ireto:



50 Mo = 500FC
120 Mo = 1000FC
300 Mo = 2000FC
4 Go = 10.000FC
20 Go = 50.000FC
100 G0 = 200.000FC

Ny sara telma net tamin'ny 25 janoary 2021 kosa toa izao ny sara aterineto:



1 Go = 500FC
3 Go = 1000FC (telo andro)/ 3 Go = 2000FC (fito andro)
10 Go = 5000FC
30 Go = 10.000FC
60 Go = 15.000FC
Tsikaritra fa nivoatra be ary nihamora ny sara na hoe nihabetsaka ny fatra azo!

Ny sara telma net tamin'ny 21 avril 2021, ny fiovana:


2,5 Go = 1000FC
15 Go = 5.000FC
50 Go = 15.000FC
100 Go = 25.000FC
Tsikaritra fa ilay sara 100Go dia 200.000FC (2017) lasa 25.000FC (2021)



Ny sara telma net tamin'ny 7 janoary 2022
 


 

1 Go = 500FC
2 Go = 1000FC (nihena fatra/janoary 2021)
4 Go = 2000FC (nitombo fatra/janoary 2021)
10 Go = 5000FC
20 Go = 10.000FC (nihena be ny fatra azo)
30 Go = 15.000FC (nihena atsasany ny fatra azo na nihena 30 Go)
50 Go = 25.000Fc (nihena atsasany ny fatra azo na nihena 50 Go)

Ny sandan'ny 1€ = 492,57FC tamin'ny 19 janoary 2022, ny isan'ny mponina ao dia tokony ho iray tapitrisa eo ho eo. Tsy fantatsika ny isan'ny mpanjifa telma ao Kômôro.

(2) ny sisa fantatra amin'ny saran'ny aterineto telma eto Madagasikara


Tamin'ny 27 febroary 2015



50 Mo = 1000Ar
100 Mo = 3000Ar
250 Mo = 13.500Ar
500 Mo = 24.000Ar
1 Go = 34.500Ar
3 Go = 72.500Ar
10 Go = 135.000Ar
30 Go= 180.000Ar
 
Tamin'ny 5 jona 2016



250 Mo = 10.000Ar (nihamora)
500 Mo = 15.000Ar (nihamora)
1 Go = 25.000Ar (nihamora)
3 Go = 50.000Ar (nihamora)
5 Go = 75.000Ar
8 Go = 99.000Ar
10 Go = 125.000Ar (nihamora)
20 Go = 149.000Ar
30 Go = 175.000Ar
50 Go = 195.000Ar

Tamin'ny 16 jona 2018



1 Go = 12.500Ar (nihamora)
2 Go = 25.000Ar
6 Go = 75.000Ar
8 Go = 99.000Ar
10 Go = 115.000Ar (nihamora)
20 Go = 149.000Ar
30 Go = 175.000Ar
50 Go = 195.000Ar
150 Go = 429.000Ar

Tamin'ny 3 mey 2021



250 Mo = 3000Ar
500 Mo = 5000Ar
1,5 Go = 10.000Ar (herinandro) ary 15.000Ar (iray volana)
3 Go = 25.000Ar
10 Go = 75.000Ar
20 Go = 125.000Ar
100 Go = 195.000Ar

Tamin'ny 24 novambra 2021



isan-kerinandro
500 Mo = 3000Ar
1 Go = 5000Ar
2,5 Go = 10.000Ar  

isam-bolana
2,5 Go = 15.000Ar
4,5 Go = 25.000Ar
15 Go = 75.000Ar
30 Go = 125.000Ar

Tamin'ny 14 janoary 2022

isan-kerinandro
350 Mo = 3000Ar
800 Mo = 5000Ar
2 Go = 10.000Ar  



isam-bolana
250 Mo = 3000Ar
500 Mo = 5000Ar
2 Go = 15.000Ar
4 Go = 25.000Ar
12 Go = 75.000Ar
25 Go = 125.000Ar

Fanamarihana: nisy gazety malagasy nanoratra fa efa 9 tapitrisa ny mpanjifa ny telma eto Madagasikara ka nahatonga azy nampiditra ny fanombohan-daharana 038 ho fanampin'ny fanombohan-daharana 034... izany hoe efa ho x10 amin'ny isan'ny mponina ao Kômôro fa tsy hoe isan'ny mpanjifa ao Kômôro.






Aucun commentaire: