4.3.11

Fikasana hamono hoe?

Araka ny fitadidiako dia fanindroany izay no nandrenesako fa nisy nikasa hamono ny FAT Andry Rajoelina. Ny itovizan'ny fikasana dia samy amin'ny andro maizina avokoa.

Aucun commentaire: