tag:blogger.com,1999:blog-22778258.post3300078044104683295..comments2022-01-26T22:39:51.435+03:00Comments on Tantarao Isan'Andro: Telo taona izay ny 26 janoary 2009 [sary]jentilisahttp://www.blogger.com/profile/17718053431902512174noreply@blogger.comBlogger2125tag:blogger.com,1999:blog-22778258.post-30415382122698146202012-02-16T22:35:03.837+03:002012-02-16T22:35:03.837+03:00Misaotra anao nanoratra! miala tsiny fa izao vao n...Misaotra anao nanoratra! miala tsiny fa izao vao nanokatra mailaka! Mila olona maro mijoro sy mahasahy mijoro ny firenena!!!jentilisahttps://www.blogger.com/profile/17718053431902512174noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-22778258.post-4651559254903306132012-01-27T10:01:20.773+03:002012-01-27T10:01:20.773+03:00Misy farany daholo ny zavatra rehetra ry Rajentili...Misy farany daholo ny zavatra rehetra ry Rajentilisa a! iza no tsy ho tsaraina raha mbola miaina e? maharary aminao ny very vola ariary 100 fotsiny ka vao maika fananan'olona. Fa na inona na inona excuse nao ry vahoaka mpnadroba rehetra, hotsaraina ianao fa mpangalatra, mpandroba!!! Niala teto Andriamanitra nanomboka tamin'iny 26 janvier iny, izany no mahtonga ny crise tsy voalamina hatramin'izao : fifandrangitana, adim-poko (PM tsy tokony hiray fihaviana @ PHAT, sns..., lainga, endrikendrika, vono olona, fifanafihana, fifanaratsiana, sns<br />tsy manamanrika ve ianareo hoe izany no manjaka eto taorian'iny 26 janvier iny? antsika rehetra no mamakafaka, manjaka Satana. Ka mila averintsika eto @ nosy Andriamanitra!!! izay no hafatrompandinika tantaranoreply@blogger.com