17.6.12

Ny Magy

Raha teraka ny Zanak'Andriamanitra
dia namangy
tao ny magy
nitondra zavamanitra
anjaranao
ny manatona azy izao

Raha teraka ny Andrian'ny Famonjena
dia namangy
tao ny magy
nitondra volamena
anjaranao
ny manatona azy izao

Raha teraka ny Filohan'ny Maritiora
dia namangy
tao ny magy
nanolotra ny miora
anjaranao
ny manatona azy izao


Jentilisa
5 avrily 1994


-51-

Aucun commentaire: