14.6.12

Matahotra aho

hono, ho'aho, r'ise?
Rehefa nipoitra ny tsirim-pitiavana ka hamololona
tratry ny aloka ve ka hivena?
hanjary hanam-pitiavana jere-mihena?
fitiavako anao tsy ho voasakan'ny olona.


Tiana a!
tsy maintsy atao ve ny fihetsika fanahy iniana?
nefa matahotra aho...
nefa matahotra ihany koa
Ny afharetaao moa mety hatramin'ny oviana?

Ry hanitry ny fiainako ety
izaho misaina fa tsy miova ny tontoloko hatramin'izao
mila aina vaovao aho
mila hery vaovao
ireo sy ny sisa rehetra tiako karohina miaraka aminao


Jentilisa
15 jona 1993


-48-

Aucun commentaire: