16.6.12

Hitahiry ao Am-po

Mahaleova ary mahalasàna
tsy ho farofy fa tena salama
tsy ho solafaka an-tany malama

Aza variana amin'izay mihelina ihany
fa mahasodòka ny fiainana an-tany
ka rehefa manenina vao mitomany

Fa na inona zavatra vita tokoa
dia hahatsiaro tokoa, hitahiry am-po
ireo nisasarana nanaovana soa.


Jentilisa
28 marsa 1993


-50-

Aucun commentaire: