9.6.12

Ako

Ambarao ahy
izay lazaiko anao
tsy misy ahiahy
fa voaverinao


tsy misy sombin-teny
izay adinoinao
ireny rehetra ireny
hitsarana izay natao


Jentilisa
14 febroary 1993



-43-

Aucun commentaire: