31.5.12

Ny fianarana ihany

Ny vary naketsa
miandry fotoana
ny hojinjaina

Ny rano tovozina
nalaina an-kamory
mba hampiasaina

Ny hazo voavoly
irìna ho vanona
hialokalofana

Ireny lazaina
ny fianarana ihany
re ilofosana


Jentilisa
21 mey 1993


-34-

Aucun commentaire: