5.3.11

Ny nahafinaritra ny andron'ny 4 marsa 2011

Miala tsiny indrindra raha somary karazana dokambarotra no soratana manaraka. Tsy izany fa mba tiantsika indraindray ny zavatra atao hoe maimaipoana. Tsy miresaka vidin-javatra "mora" aho eto fa ilay fanandramana ataona orinasa iray eto Madagasikara raha mba mahaliana ny olona ihany ny hanara-baovao eo noho eo amin'ny alalan'ny valan-tserasera. Lalana iray amin'izany ny ataon'ity orinasa iray ity na dia nisinisy ihany aza ny somary kivy tamin'ny tolotra vaovao nomeny.

Tsy ny fanaraham-baovao eo noho eo ihany no ilaina amin'izany fa ianao mba mampita vaovao ihany koa raha mahatsikaritra any amin'ny andalovanao any.

Aucun commentaire: