8.3.11

Fanaratsiana sy fanatsarana

Samy mpamaky gazety avokoa angamba isika rehetra. Niniako notazonina ity tantara iray ity ho tahiry eo amin'ny tantaram-pirenena ihany koa na dia maharikoriko aza ny mieritreritra azy indraindray.

Aucun commentaire: